FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Jerobeseta”
  • Jerobeseta

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jerobeseta
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jerobala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gideona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • “Ny Sabatr’i Jehovah sy Gideona!”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • Ry Anti-panahy, Mianara avy Amin’i Gideona
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Jerobeseta”

JEROBESETA

(Jerobesèta) [Aoka ny Zava-mahamenatra Hiaro (Hiady) any Amin’ny Fitsarana].

Anarana iantsoan’ny 2 Samoela 11:21 an’i Gideona Mpitsara. Io no endriny hafa amin’ny hoe Jerobala, anarana nomen’i Joasy rainy an’i Gideona, noho izy nandrodana ny alitaran’i Bala. (Mpts 6:30-32) Misy manam-pahaizana mihevitra fa tsy te hampiasa ny anaran’i Bala andriamani-diso tao amin’ilay anarana ny mpanoratra ny Samoela Faharoa, ka teny hebreo midika hoe “henatra” (bôshet) no nampiasainy fa tsy baʽal.​—Jereo GIDEONA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara