FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w83 1/12 p. 32
  • Nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny ratsy?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny ratsy?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
w83 1/12 p. 32

Nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny ratsy?

Mba efa nanontany tena toy izany ve ianao? Nahita valiny mahafapo ve ianao?

Hahita fanazavana amin’ny antsipiriany ianao ao amin’ilay boky hoe L’homme est-il le produit de l’evolution ou de la creation? Vakio ny toko hoe “Avy aiza ny ratsy ao amin’ny olombelona?”, “Nahoana Andriamanitra no nandefitra ela be toy izao teo anoloan’ny ratsy?” ary “Mbola haharitra toy inona?” Izy io dia boky mifono baoritra 192 pejy fanao am-paosy.

Avereno amin’ny anankiray amin’ireo adiresy voalaza ao amin’ny pejy faharoa amin’ity gazety ity ny tapakila famaliana eto ambany.

Aza fady mba ampahafantaro ahy ny fomba mety hahazoako ilay boky hoe L’homme est-il le produit de l’evolution ou de la création?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara