Loha Hevitra ato Anatiny
15 Aogositra 2009
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
28 Septambra 2009–4 Oktobra 2009
Mampanantena Fiainana Mandrakizay eto An-tany Andriamanitra
PEJY 3
HIRA: 76, 222
5-11 Oktobra 2009
Nampianatra Momba ny Fiainana Mandrakizay eto An-tany ve i Kristy?
PEJY 7
HIRA: 187, 15
12-18 Oktobra 2009
Nampahafantarina Indray Ilay Fanantenana Fiainana Mandrakizay eto An-tany
PEJY 12
HIRA: 4, 220
19-25 Oktobra 2009
“Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
PEJY 18
HIRA: 114, 85
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
Lahatsoratra Fianarana 1-3 PEJY 3-16
Hita ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny fampianaran’ny Soratra Masina momba ny fanantenana fiainana mandrakizay eto an-tany, izay fanantenana mampiavaka ny tena Kristianina amin’ny Fivavahana Milaza Azy ho Kristianina. Hanatanjaka ny finoanao ireo lahatsoratra ireo. Hisy vokany tsara eo amin’ny fomba fahitanao ny fiainana izany finoana izany, sady hahatonga anao ho be herim-po rehefa miresaka momba ny fanantenanao.
Lahatsoratra Fianarana 4 PEJY 18-22
Miresaka fomba telo hanampy antsika hitoetra ao amin’ny fitiavan’Andriamanitra io lahatsoratra io. (Joda 21) Ireto avy izany: 1) Tokony ho tia an’ireo tian’i Jehovah isika, 2) hanaja ireo manana fahefana, ary 3) hiezaka mafy hadio foana eo anatrehan’Andriamanitra.
HO HITANAO ATO KOA:
PEJY 16
PEJY 23
‘Mampamirapiratra ny Tavany Amin’izy Ireo i Jehovah’
PEJY 24
Aza Varimbariana fa Fotoana Filazana “Vaovao Tsara” Izao
PEJY 28
Te Hahazo Tombontsoam-panompoana Indray ve Ianao?
PEJY 30