Loha Hevitra ato Anatiny
15 Desambra 2010
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
31 Janoary 2011–6 Febroary 2011
Aoka Ianao Hazoto Amin’ny Fanompoana
PEJY 7
7-13 Febroary 2011
“Izao Indrindra no Fotoana Fanehoana Fankasitrahana”
PEJY 11
14-20 Febroary 2011
Hitondra Fitahiana Ilay Mpanjaka Tarihin’ny Fanahy!
PEJY 16
21-27 Febroary 2011
PEJY 20
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 7-15
Ohatra tsara i Jesosy satria be zotom-po. Resahin’ireo lahatsoratra ireo ny fomba nanehoany izany. Nahoana anefa isika no tena tokony hazoto amin’ny fanompoana, indrindra fa amin’izao fotoana izao? Nahoana izao no tena fotoana fanehoana fankasitrahana?
LAHATSORATRA FIANARANA 3 PEJY 16-20
Tsy mahomby ny fitondran’olombelona ankehitriny. Ho hitantsika ao amin’io lahatsoratra io hoe nahoana i Jehovah no nifidy an’i Jesosy Kristy mba hanjaka amin’ny olona, sy hoe nahoana isika no handray fitahiana maro raha mankatò an’i Kristy.
LAHATSORATRA FIANARANA 4 PEJY 20-24
Tokony ho zava-dehibe eo amin’ny fivavahantsika ny hira, ary mifanaraka amin’ny Soratra Masina izany. Nahoana? Mamaly izany io lahatsoratra io, sady hanampy antsika hankasitraka kokoa ny hiran’ilay Fanjakana.
HO HITANAO ATO KOA:
Inona no Holazain’ny Zanakao? 3
Azo Atao Foana ny Manompo An’Andriamanitra 25
Mahavita Manova Olona ny Fahamarinana 26
Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2010 32