FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w12 15/1 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
w12 15/1 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Janoary 2012

© 2012 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

27 FEBROARY 2012–4 MARTSA 2012

Zava-Dehibe Amin’ny Tena Kristianina ny Tenin’Andriamanitra

PEJY 4 • HIRA: 113, 116

5-11 MARTSA 2012

Miambena Foana toa An’ireo Apostoly

PEJY 9 • HIRA: 125, 43

12-18 MARTSA 2012

Inona no Ianarantsika Rehefa Mandinika ny ‘Fototry ny Fahamarinana’?

PEJY 16 • HIRA: 107, 13

19-25 MARTSA 2012

Ataovy Amin’ny Fo Manontolo ny Sorona ho An’i Jehovah

PEJY 21 • HIRA: 66, 56

26 MARTSA 2012–1 APRILY 2012

Hitondra Fitahiana ho An’ny Rehetra Ireo Mpanjaka Sady Mpisorona

PEJY 26 • HIRA: 60, 102

ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA

LAHATSORATRA FIANARANA 1 PEJY 4-8

Ho hitantsika ao amin’io lahatsoratra io fa niezaka nanaraka ny tari-dalan’ny Tenin’Andriamanitra foana hatramin’izay ireo Kristianina tso-po. Horesahina ao koa ny momba ny andinin-teny ho an’ny taona 2012.

LAHATSORATRA FIANARANA 2 PEJY 9-13

Manampy antsika hiambina foana ny ohatra navelan’ireo apostoly sy ireo Kristianina voalohany. Misy zavatra telo ianarantsika avy amin’izy ireo, horesahina ao amin’io lahatsoratra io. Hanampy antsika izany mba ho tapa-kevitra kokoa hitory amin’ny fomba feno ny Fanjakan’Andriamanitra.

LAHATSORATRA FIANARANA 3, 4 PEJY 16-25

Tsy maintsy nanao sorona ho an’i Jehovah ny Israelita, teo ambany Lalàn’i Mosesy. Tsy voatery hanaraka an’io Lalàna io intsony ny Kristianina. Ianarantsika avy amin’izy io anefa fa tian’i Jehovah haneho fankasitrahana isika. Hazavaina ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny momba izany.

LAHATSORATRA FIANARANA 5 PEJY 26-30

Tena mila hampihavanina amin’Andriamanitra ny olombelona. Ho hitantsika ao amin’io lahatsoratra io fa hanampy ny olona hihavana amin’Andriamanitra ireo mpanjaka sady mpisorona. Ho hitantsika ao koa hoe inona no fitahiana hoentin’izy ireo ho antsika.

HO HITANAO ATO KOA

3 Nohatsaraina Ity Gazetintsika Ity!

14 “Ahoana no Hahafahako Hitory?”

15 Ataovy Mahafinaritra sy Mahasoa Kokoa ny Fianaranao

31 Fantaro ny Tantarantsika

FONONY: Eny an-tsena any San Cristóbal de las Casas, any Meksika. Mitory amin’ny fianakaviana iray ny mpivady mpisava lalana nianatra fiteny tzotzil.

MEKSIKA

MPONINA

108 782 804

MPITORY

710 454

FANDIKAN-TENY

Adika amin’ny fiteny 30 ny boky aman-gazetintsika any

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara