FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w17 Septambra p. 2
  • Loha Hevitra Ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra Ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Lohatenikely
  • 13 Tantaram-piainana: Sambatra Aho Niara-niasa Tamin’ny Olona Tena Tia An’i Jehovah
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
w17 Septambra p. 2

Loha Hevitra Ato Anatiny

23-29 OKTOBRA 2017

3 Miezaha Hifehy Tena

I Jehovah no mahay mifehy tena indrindra. Inona no hanampy antsika hanahaka azy? Inona avy no azonao atao mba hahaizanao mifehy tena kokoa?

30 OKTOBRA 2017–5 NOVAMBRA 2017

8 Miezaha Hahay Hangoraka toa An’i Jehovah

Inona no dikan’ny hoe mangoraka? Tsy misy mahay mangoraka mihoatra noho i Jehovah sy Jesosy. Inona no hanampy antsika hanahaka azy ireo? Ary inona no vokatra tsara azo avy amin’izany?

13 Tantaram-piainana: Sambatra Aho Niara-niasa Tamin’ny Olona Tena Tia An’i Jehovah

6-12 NOVAMBRA 2017

18 “Haharitra Mandrakizay ny Tenin’Andriamanitsika

13-19 NOVAMBRA 2017

23 “Mahery ny Tenin’Andriamanitra”

Tena mahavariana fa mihabetsaka ny fiteny andikana ny Baiboly. Nahoana? Ahoana no azontsika ampisehoana fa tena faly isika manana ny Tenin’Andriamanitra amin’ny fiteny azontsika tsara? Hanampy antsika ho tia kokoa ny Baiboly sy ilay nampanoratra azy io ireo lahatsoratra roa ireo.

20-26 NOVAMBRA 2017

28 “Mahereza ... ka Ataovy Ilay Asa”

Mila herim-po daholo ny Kristianina. Nahoana no mahasoa antsika ny mandinika ny tantaran’ny olona resahin’ny Baiboly hoe be herim-po? Inona no azontsika atao mba hampisehoana hoe be herim-po isika ary vonona hanao asa tsara, na tanora isika, na ray aman-dreny, na anabavy efa zokinjokiny, na rahalahy vita batisa?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara