FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w18 Novambra p. 2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
w18 Novambra p. 2

Loha Hevitra ato Anatiny

31 DESAMBRA 2018–6 JANOARY 2019

3 “Vidio ny Fahamarinana ka Aza Amidy”

7-13 JANOARY 2019

8 “Handeha Amin’ny Fahamarinanao Aho”

Hanampy antsika ireo lahatsoratra roa ireo mba ho tia kokoa ny fahamarinana avy amin’i Jehovah. Mety ho nahafoy zavatra be isika mba hahazoana ny fahamarinana, kanefa mbola sarobidy noho izay nafointsika izy io. Horesahina ao koa hoe inona no hanampy antsika hankasitraka ny fahamarinana foana, ka tsy hanakalo azy io na hiala amin’izy io mihitsy.

14-20 JANOARY 2019

13 Matokia An’i Jehovah dia Hiaina Mandrakizay Ianao!

Hitantsika ao amin’ny bokin’i Habakoka hoe inona no hanampy antsika hatoky an’i Jehovah foana, na dia misy olana aza. Hanome toky antsika io lahatsoratra io hoe na hihamafy aza ny adin-tsaina sy ny fisedrana ary ny fijaliana, dia hanafaka antsika i Jehovah raha matoky azy isika.

21-27 JANOARY 2019

18 Ny Hevitr’iza no Arahinao?

28 JANOARY 2019–3 FEBROARY 2019

23 Miezaka Hitovy Hevitra Amin’i Jehovah ve Ianao?

Rehefa mifandray kokoa amin’i Jehovah isika, dia hitantsika hoe ny fomba fisainany no tsara indrindra. Horesahina ao amin’ireo lahatsoratra roa ireo hoe inona no hanampy antsika hitovy hevitra amin’i Jehovah, fa tsy hanaraka ny toe-tsain’ity tontolo ity.

28 Hatsaram-panahy: Amin’ny Teny sy Amin’ny Atao

31 Fanontanian’ny Mpamaky

32 Inona no Azontsika Omena An’i Jehovah?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara