FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/90 p. 2
  • Ireo fivoriana manampy antsika hanao mpianatra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ireo fivoriana manampy antsika hanao mpianatra
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Lohatenikely
  • HERINANDRO MANOMBOKA NY 3 DESAMBRA
  • HERINANDRO MANOMBOKA NY 10 DESAMBRA
  • HERINANDRO MANOMBOKA NY 17 DESAMBRA
  • HERINANDRO MANOMBOKA NY 24 DESAMBRA
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 12/90 p. 2

Ireo fivoriana manampy antsika hanao mpianatra

HERINANDRO MANOMBOKA NY 3 DESAMBRA

Hira 29.

10 min: Fitarihan-dresaka sy filazana eo an-toerana ary Fampandrenesana. Mandiniha hevitra voafaritra avy ao amin’ny lahatsoratra ao amin’ny gazety hampiasaina amin’ny faran’ny herinandro.

20 min: “Aoka isika hitarika fianaran’ny fianakaviana ny Baiboly misy heviny.” Fiaraha-mandinika amin’ny alalan’ny fanontaniana sy valiny. Raha mamela ny fotoana dia aoka hisy ray aman-dreny iray na roa hitantara izay nataony mba hahatonga ny fianaram-pianakaviany hahitana fianarana sy fifaliana.

10 min: Diniho ny foto-dresaka avy eo dia manaova fampisehoana iray amin’ny fampisongadinana ny zavatra atolotra amin’ny volana.

Hira 112 sy vavaka

HERINANDRO MANOMBOKA NY 10 DESAMBRA

Hira 17.

10 min: Fitarihan-dresaka sy filazana eo an-toerana. Vakio ny rapaoron’ny toe-bola sy ny fisaorana amin’ny fanomezana an-tsitrapo. Derao ireo rahalahy amin’ny fampiasany tsara ny “harena tsy marina” (Lioka 16:9, MN; ad, p. 1304, col. 2.)

20 min: Aza mitsahatra ny mifampiresaka amin’ireo zanakao. Handinika ny fotopoto-pitsipika roa na telo hita ao amin’ny toko faha-11 amin’ny boky Fiainam-pianakaviana ny loholona iray. Ampidiro ao amin’izany ny fampisehoana fohy miorina amin’izay voalaza ao amin’ny fehintsoratra faha-5 ka hatramin’ny faha-8, amin’ny fampisehoana hoe ahoana no ahafahan’ny ray aman-dreny mampirisika na manakivy ny firesahan’ny zaza iray.

15 min: “Mahafantatra tsara antsika i Jehovah”—Haseho toy ny lahateny (wMG 15/04/90 pp. 21-24)

Hira 31 (vaovao) sy vavaka famaranana.

HERINANDRO MANOMBOKA NY 17 DESAMBRA

Hira 1.

10 min: Fitarihan-dresaka sy filazana eo an-toerana ary Vaovao teokratika. Inona no nataon’ny kongregasiona tamin’ny volana novambra 1990. Ampirisiho ny tsirairay mba hanohana ny asa fitoriana amin’ny faran’ny herinandro.

12 min: Fanontanian’ny mpamaky.

23 min: “Fomba fampiseho ny vaovao tsara: Amin’ny fety.”—Fiaraha-mandinika amin’ny alalan’ny fanontaniana sy valiny. Ambarao ny fandaharam-panompoana manokana amin’ny fety.

Hira 48 (vaovao) sy vavaka famaranana.

HERINANDRO MANOMBOKA NY 24 DESAMBRA

Hira 6.

10 min: Fitarihan-dresaka sy filazana eo an-toerana. Ampirisiho ny fanaovana fanambarana mandritra ny fety. Manaova fanoloran-kevitra ny amin’ny lahatsoratra azo ampiasaina amin’ny andro fizarana gazety.

20 min: “Ampianarin’i Jehovah.” Hiara-mandinika amin’ny mpanatrika ny mpiandraikitra ny Sekoly. Manadinadìna mpianatra fakan-tahaka iray amin’ny fampisongadinana ny soa raisiny avy amin’ny fiomanana mialoha sy ny fitandremana ireo lafin-javatra amin’ny torohevitra momba ny lahateny.

15 min: “Ny andron’ny faniriana mihoa-pampana”—Haseho toy ny lahateny (wMG 15/05/90 pp. 3, 4). Azo atao koa no mamelabelatra izay zavatra ilain’ny kongregasiona eo an-toerana.

Hira 18 (vaovao) sy vavaka famaranana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara