Fampandrenesana
◼ Desambra: Mivavaha Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina. Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? Febroary: Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana na Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? Martsa: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, ary miezaha hanomboka fampianarana Baiboly.
◼ Boky vaovao misy:
Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2 anglisy, frantsay, malagasy
“Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra” anglisy, frantsay, malagasy
Hahazo amin’io boky io ny fiangonana rehetra satria hampiasaina amin’ny Fianarana Baiboly izy io. Afaka manafatra ianareo raha mbola mila fanampiny.
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao—Soratra Lehibe (bi-8) malagasy
Handefasanay roa avy ny fiangonana tsirairay mba hapetraka ao amin’ny fitehirizam-bokiny. Tokony hampahafantatra ny mpitory rehetra ny anti-panahy mpandrindra rehefa tonga io Baiboly io, ary hampiseho izany amin’izy ireo. Afaka manafatra izay mila, aorian’izay.
◼ DVD vaovao misy:
Ohatra Fampitandremana ho An’ny Androntsika sy Hajao ny Fahefan’i Jehovah anglisy sy frantsay ary fiteny hafa (dvwra-DVA); anglisy sy malagasy ary fiteny hafa (dvwra-DVC)
◼ Kapila mangilatra vaovao misy:
Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao! malagasy
Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? (MP3) malagasy
Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika? malagasy
“Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra” anglisy
◼ Taratasy mivalona vaovao misy:
Efa Voalahatra ve ny Fiainanao? (T-81) malagasy, sinoa