Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 16 Martsa
HERINANDRON’NY 16 MARTSA
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 2 § 12-21, efajoro p. 24
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Genesisy 43-46
No. 1: Genesisy 44:1-17
No. 2: Mahery Noho ny Demonia i Jesosy (lr toko 10)
No. 3: Tena Azo Itokisana ny Faminaniana ao Amin’ny Baiboly (rs p. 256 § 1-4)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ahalalana ny Toetran’i Jehovah ny Anarany. Lahateny atao amin-kafanam-po miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 274, fehintsoratra 2-5.
10 min: Valin’ny Fanontanianareo. Fiaraha-midinika amin’ny mpanatrika ataon’ny anti-panahy.
10 min: “Ahoana no Hampiasana ny Boky ‘Fitiavan’Andriamanitra’?” Fero tsy hihoatra ny iray minitra ny teny fampidirana ary asio fiaraha-midinika avy eo.