Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Septambra
Nahazo tampon’isa vaovao isika raha vao nanomboka ny taom-panompoana 2010: Nahatratra 21 874 ny mpitory, ary 2 876 ny mpisava lalana maharitra. Nandany 554 467 ora isika tamin’ny fanompoana, ary nahapetraka gazety 491 901. Tena ankasitrahana ny zotom-po nasehonareo tamin’ny Septambra 2009.