Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 8 Martsa
HERINANDRON’NY 8 MARTSA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Samoela 1-4
No. 1: 1 Samoela 2:18-29
No. 2: Nampianatra ve i Jesosy fa Hampijalijalina ny Ratsy Fanahy Aorian’ny Fahafatesany? (rs p. 33 § 5)
No. 3: Asehon’ny Soratra Masina fa Tia Ankizy i Jehovah
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ho Re Tsara ve ny Hafatra Ara-baiboly Torinao? Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana pejy 109, fehintsoratra 3 ka hatramin’ny faran’ny toko.
20 min: “Asehoy ny Fankasitrahanao An’ilay Fanomezana Tsara Indrindra.” Fanontaniana sy valiny. Aorian’ny fehintsoratra 3, dia resaho ny fandaharan’ny fiangonana hizarana an’ilay fanasana ho amin’ny Fahatsiarovana. Asaivo ataon’ny mpisava lalana mpanampy iray fampisehoana ny fomba hanolorany azy io. Anontanio azy avy eo ny fomba nandaminany ny fotoanany, ka nahafahany nanao ny asan’ny mpisava lalana mpanampy, sy ny soa azony tamin’izany.