FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/10 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 4/10 p. 7

Fampandrenesana

◼ Aprily sy Mey: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Rehefa miverina mitsidika ny olona liana ianao, dia tsidiho koa ireo nanatrika Fahatsiarovana na fandaharana hafa, nefa mbola tsy tena miaraka amin’ny fiangonana. Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Apokalypsy. Ilay boky amin’ny soratra lehibe omena, raha tsy mahita tsara ilay olona. Jolay: Iray amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Miambena Hatrany!, Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, ary Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?

◼ Rehefa manao fivoriamben’ny vondrom-paritra sy fivoriamben’ny faritra ary fivoriambe manokana ny fiangonana, dia tsy hisy ny Fianarana Baiboly Ataon’ny Fiangonana sy Sekolin’ny Fanompoana ary Fivoriana Momba ny Fanompoana. Ampirisihina àry ny rehetra mba samy handinika an’ireo lahatsoratra tokony hianarana amin’ireo fivoriana ireo any an-tranony, ohatra hoe mandritra ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana.

◼ “Rahoviana Isika no Tena Hiadana sy Hilamina?” Izany no lohatenin’ny lahateny manokana amin’ny vanim-potoan’ny Fahatsiarovana 2010.

◼ CD sy boky vaovao misy:

Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2010 (yb10-E) anglisy

Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2010 (yb10-MG) malagasy

Handefasanay Diary amin’ny teny malagasy ny fiangonana, raha vao tonga izany. Manaova fangatahana, raha mbola mila fanampiny ianareo.

Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?—MP3 (mpbh-MG) malagasy

Mihirà ho An’i Jehovah—Piano—MP3 (cdsn)

Mihirà ho An’i Jehovah—Piano—MP3 (mpsn)

Mihirà ho An’i Jehovah (sn-E) anglisy

Mihirà ho An’i Jehovah—Soratra Lehibe (snlp-E) anglisy

Mihirà ho An’i Jehovah—Tononkira Fotsiny (sny-MG) malagasy

Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao—MP3 (mpwe-MG) malagasy

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara