Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 3 Mey
HERINANDRON’NY 3 MEY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Samoela 1-3
No. 1: 2 Samoela 2:12-23
No. 2: Nampiasa ny Anaran’Andriamanitra ve i Jesosy teo Amin’ny Fanompoany?
No. 3: Ahoana no Niandohan’ireo Fety Ahatsiarovana ny Maty? (rs p. 206 § 2–p. 207 § 2)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Raha Misy Milaza Aminao hoe: ‘Tsy Mino An’i Jesosy Ianareo.’ Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Fanjohian-kevitra, pejy 305.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Andraisan-tsoa ny Fiaraha-mitory. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Voalamina, pejy 108, fehintsoratra 1-3. Asao ny mpiandraikitra ny fanompoana hilazalaza ny fotoana sy ny toerana fanaovana fivoriana alohan’ny fanompoana. Asao koa ny mpanatrika hiresaka ny soa noraisiny, rehefa nanatrika an’io fivoriana io sy niara-nanompo tamin’ny andia-mpitoriny.