Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 24 Janoary
HERINANDRON’NY 24 JANOARY
Hira 53 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 16 § 15-20, efajoro p. 171 (25 min)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ezra 6-10 (10 min)
No. 1: Ezra 7:1-17 (4 min na latsaka)
No. 2: Ahoana no Nanaporofoan’i Jesosy fa Mendrika ny ho Mpanjaka Izy? (5 min)
No. 3: Andriamanitra ve i Jesosy Kristy?—rs p. 292 § 2-3 (5 min)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Lazao ny zavatra atolotra amin’ny Febroary, ary asio fampisehoana iray.
20 min: “Fanomezana ho An’ny Fianakaviana.”—Fizarana 1. (feh. 1-6, efajoro p. 6) Fanontaniana sy valiny. Ampirisiho ny mpanatrika mba hanandrana ny soso-kevitra eo amin’ny efajoro, pejy 6, amin’ilay takariva hanaovany Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana. Ho afaka hilaza izay soa noraisiny izy ireo ny herinandro manaraka, rehefa hodinihina ny Fizarana 2.
10 min: Miomàna Hanolotra ny Gazety Amin’ny Febroary. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny iray na roa minitra izay raketin’ireo gazety. Mifidiana lahatsoratra roa na telo, ary anontanio ny mpanatrika hoe inona no fanontaniana sy andinin-teny azo ampiasaina. Ataovy fampisehoana ny fomba azo anolorana an’ilay Tilikambo sy ilay Mifohaza!
Hira 32 sy Vavaka