Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 31 Janoary
HERINANDRON’NY 31 JANOARY
Hira 99 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 17 § 1-9 (25 min)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Nehemia 1-4 (10 min)
No. 1: Nehemia 2:11-20 (4 min na latsaka)
No. 2: Manaporofo ve ny Jaona 1:1 fa Andriamanitra i Jesosy?—rs p. 292 § 5–p. 293 § 2 (5 min)
No. 3: Ahoana no Ankatoavantsika ny Tenin’i Jesosy ao Amin’ny Matio 22:21? (5 min)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
20 min: “Fanomezana ho An’ny Fianakaviana.”—Fizarana 2. (feh. 7-13) Fanontaniana sy valiny. Asao ny mpanatrika hilaza izay soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra eo amin’ny pejy 6.
10 min: “Ampiofano ny Zanakao.” Fanontaniana sy valiny. Asao ny mpanatrika hilaza hoe ahoana no nanampian’ny ray aman-dreniny azy handroso tsikelikely ka hanatratra tanjona teo amin’ny fanompoana.
Hira 88 sy Vavaka