Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 7 Febroary
HERINANDRON’NY 7 FEBROARY
Hira 25 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 17 § 10-15 (25 min)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Nehemia 5-8 (10 min)
No. 1: Nehemia 6:1-13 (4 min na latsaka)
No. 2: Ahoana no Hahaizantsika Mandray Vahiny toa An-dry Lydia sy Gaio ary Filemona? (5 min)
No. 3: Manaporofo ve ny Tenin’i Tomasy ao Amin’ny Jaona 20:28 fa Andriamanitra i Jesosy?—rs p. 293 § 3–p. 294 § 1 (5 min)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ampiasainao Amin’ny Fanompoana ve ny Talentanao? Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 75, feh. 4–p. 76, feh. 2).
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Milazà Zavatra Marina Rehefa Mitory sy Mampianatra. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 223, feh. 1-5).
Hira 13 sy Vavaka