Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 16 Mey
HERINANDRON’NY 16 MEY
Hira 96 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 4 § 1-4, efajoro p. 30 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Salamo 11-18 (10 min.)
No. 1: Salamo 17:1-15 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Ampisehoantsika fa i Jehovah Irery no Tompointsika?—Rom. 6:16, 17 (5 min.)
No. 3: Vahoaka Voafidin’Andriamanitra ve ny Jiosy Ankehitriny?—rs p. 300 § 4–p. 302 § 2 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Mahaiza Mampiasa Fanontaniana Rehefa Mampianatra, Fizarana 1. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 236-237, feh. 2). Ataovy fampisehoana vetivety ny hevitra iray na roa.
10 min: Fomba Fitoriana ny Vaovao Tsara: Fiverenana Mitsidika. Lahateny miorina amin’ny boky Voalamina (p. 96, feh. 4–p. 97, feh. 2). Asio fampisehoana fohy: Anti-panahy mitsidika olona liana nandray ny zavatra atolotra amin’ny volana.
10 min: “Afaka Manompo ve Ianao Rehefa Alahady?” Fanontaniana sy valiny.
Hira 115 sy Vavaka