FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/11 p. 3
  • “Firy ny Ora Tokony Hosoratako?”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Firy ny Ora Tokony Hosoratako?”
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Mpitory ny Vaovao Tsara
    Voalamina mba Hanao ny Sitrapon’i Jehovah
  • Ampiasao Amin’ny Fomba Tsara ny Fotoananao
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
  • Misy vidiny tokoa ve ianao eo imason’Andriamanitra?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Valin’ny Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 6/11 p. 3

“Firy ny Ora Tokony Hosoratako?”

Efa mba nanontany an’izany ve ianao? Misy tari-dalana azo arahina ao amin’ny boky Voalamina, pejy 86-87. Manome toromarika fanampiny koa ny Valin’ny Fanontanianareo ao amin’ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana Septambra 2008. Tsy nomena fitsipika amin’ny an-tsipiriany anefa isika, satria tsy mitovy ny toe-javatra. Tsy mety àry raha manome fitsipika hafa ny anti-panahy, na ny olon-kafa.

Raha misy fanontaniana mipoitra àry, nefa tsy misy tari-dalana navoakan’ny fandaminana momba an’ilay izy, dia anjaran’ny mpitory tsirairay ny mandinika hoe: Tena lany tamin’ny fanompoana ve ilay fotoana? Sa nanaovana zavatra hafa tsy mifandray amin’izany? Tokony ho faly isika rehefa manoratra ny ora nanompoantsika ao amin’ny tatitra isam-bolana, fa tsy henjehin’ny eritreritsika. (Asa. 23:1) Mazava ho azy fa tsy ny fomba fikajiana ny ora no tena tokony hifantohantsika, fa ny fomba hampiasana tsara ny fotoanantsika rehefa eny amin’ny fanompoana.—Heb. 6:11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara