Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 15 Aogositra
HERINANDRON’NY 15 AOGOSITRA
Hira 39 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 8 § 1-7, efajoro p. 61-62 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Salamo 102-105 (10 min.)
No. 1: Salamo 105:1-24 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana Isika no Tsy Tokony Hitodika any Aoriana, ka Halahelo An’izay Nafointsika mba Hanompoana An’i Jehovah?—Lioka 9:62 (5 min.)
No. 3: Hanome Trano sy Asa ary Hiantoka ny Filaminana ho An’ny Rehetra ny Fanjakan’Andriamanitra—rs p. 188 § 7–p. 189 § 3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ampio ny Olona Liana mba Handroso. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 187, feh. 6–p. 188, feh. 3).
20 min: “Vavolombelon’i Jehovah—Voalamina mba Hitory ny Vaovao Tsara.” Fanontaniana sy valiny. Ny fanazavana eo amin’ny fehintsoratra voalohany sy farany no ampiasao, mba hanaovana teny fampidirana sy famaranana.
Hira 47 sy Vavaka