Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 22 Aogositra
HERINANDRON’NY 22 AOGOSITRA
Hira 54 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 8 § 8-16 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Salamo 106-109 (10 min.)
No. 1: Salamo 109:1-20 (4 min. na latsaka)
No. 2: Hampanjaka ny Rariny sy Hitsiny ny Fanjakan’Andriamanitra—rs p. 189 § 4-6 (5 min.)
No. 3: Tokony Hahalala Fomba toa An’i Jehovah sy Jesosy Isika (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. “Hatao Anie ny Sitrapon’Andriamanitra.” Fanontaniana sy valiny. Lazao ny datin’ny fivoriambe manokana raha efa fantatra.
25 min: Afaka Manitatra Faritany ve Ianao? Lahateny ataon’ny anti-panahy, miorina amin’ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana Jolay 2001, pejy 4, sy ilay taratasy ho an’ny fiangonana rehetra tamin’ny 8 Septambra 2009. Asio fampisehoana maharitra 8 minitra: Fianakaviana manao fotoam-pivavahana. Miara-midinika amin’ny ankohonany ilay raim-pianakaviana, sao dia afaka manitatra faritany izy ireo. Resahin’izy ireo ny ezaka azony atao mba hahavitana izany. Mampiasa Fanondroana izy ireo mba hitadiavana lahatsoratra sy fitantarana momba an’ireo Vavolombelona nanitatra faritany.
Hira 95 sy Vavaka