Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 24 Oktobra
HERINANDRON’NY 24 OKTOBRA
Hira 75 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 11 § 13-19 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ohabolana 17-21 (10 min.)
No. 1: Ohabolana 17:21–18:13 (4 min. na latsaka)
No. 2: Anisan’ilay “Famantarana” ny Ady sy ny Mosary—rs p. 66 § 1–p. 67 § 1 (5 min.)
No. 3: Olona Manao Ahoana Ireo Midera ny Zavaboary Nefa Tsy Midera ny Mpamorona?—Rom. 1:20 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Lazao ny zavatra atolotra amin’ny Novambra, ary asio fampisehoana iray na roa.
25 min: “Mandray ny Fampianaran’i Jehovah ve Ianao, Raha Mbola Azonao Atao?” Fanontaniana sy valiny. Manadinadìna rahalahy na anabavy iray nahazo fampiofanana manokana avy amin’ny fandaminan’i Jehovah.
Hira 105 sy Vavaka