Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 23 Janoary
HERINANDRON’NY 23 JANOARY
Hira 89 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 15 § 13-20 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Isaia 38-42 (10 min.)
No. 1: Isaia 39:1–40:5 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Hahazoan’ny Olona An’ilay Fiainana ho Avy?—rs p. 205 § 8–p. 206 § 1 (5 min.)
No. 3: Tena Avo Lenta ny Fampianaran’Andriamanitra—Fil. 3:8 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Lazao ny zavatra atolotra mandritra ny Febroary, ary asio fampisehoana iray na roa.
10 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao aloha ny mpanatrika hamaky ny Marka 10:17-30. Diniho avy eo hoe ahoana no azo ampiharana an’io fitantarana io eo amin’ny fanompoantsika.
15 min: “Mitoria Amin’ny ‘Karazan’olona Rehetra.’ ” Fanontaniana sy valiny. Iaraho midinika hoe inona no antony namoahana ny bokikely tsirairay eo amin’ilay takelaka fanampiny. Mifidiana avy eo bokikely roa mety amin’ny faritaninareo. Resaho izay zavatra mampiavaka azy ireo, ary asio fampisehoana roa hametrahana azy.
Hira 112 sy Vavaka