Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 30 Janoary
HERINANDRON’NY 30 JANOARY
Hira 30 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 16 § 1-7, efajoro p. 128 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Isaia 43-46 (10 min.)
No. 1: Isaia 45:15-25 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana no Mamonjy Aina ny Faharetan’Andriamanitra?—2 Pet. 3:9, 15 (5 min.)
No. 3: Tena Zava-dehibe ve ny Manaraka Izay Takin’ny Lalàna Rehefa Hanambady?—rs p. 165 §1–p. 166 §1 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Asio fampisehoana: Fomba hanombohana fampianarana Baiboly ny asabotsy voalohany amin’ny volana Febroary. Ampiasao ilay fomba fitory modely eo amin’ny pejy 4.
10 min: Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Tranonkala Fifaneraserana?—Fizarana 1. Lahateny miorina amin’ny Mifohaza! Jolay 2011, pejy 24-27.
20 min: “Efa Vonona ve Ianao?” Fanontaniana sy valiny. Ny fanazavana eo amin’ny fehintsoratra voalohany sy farany no ampiasao, mba hanaovana teny fampidirana sy famaranana.
Hira 116 sy Vavaka