Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 6 Febroary
HERINANDRON’NY 6 FEBROARY
Hira 101 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 16 § 8-12, efajoro p. 132 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Isaia 47-51 (10 min.)
No. 1: Isaia 51:1-11 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nisy Manam-pahefana Nanome Alalana An’i Adama sy Eva Hivady Ve?—rs p. 166 § 2-3 (5 min.)
No. 3: Andriamanitra Fitiavana ve dia Handringana Olona?—2 Tes. 1:6-9 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Tranonkala Fifaneraserana?—Fizarana 2. Lahateny miorina amin’ny Mifohaza! Aogositra 2011, pejy 10-13.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Fomba Fanolorana ny Gazety Amin’ny Febroary. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny iray na roa minitra izay lahatsoratra mety hahaliana ny olona ao amin’ny faritaninareo. Ampiasao avy eo ireo lahatsoratra voalohany amin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!, ary asao ny mpanatrika hilaza izay fanontaniana mahaliana azo apetraka sy izay andininy azo vakina. Raha ampy ny fotoana, dia mbola asaivo miresaka lahatsoratra hafa izy ireo. Ataovy fampisehoana hoe ahoana no azo anolorana ny gazety tsirairay.
Hira 96 sy Vavaka