Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 20 Febroary
HERINANDRON’NY 20 FEBROARY
Hira 37 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 17 § 1-7 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Isaia 58-62 (10 min.)
No. 1: Isaia 61:1-11 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana ny Fanokanan-tena no Porofon’ny Fitiavana sy ny Finoana? (5 min.)
No. 3: Ahoana no Fiheveran’Andriamanitra ny Fisarahan-toerana?—rs p. 168 § 2 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Lazao ny zavatra atolotra amin’ny Martsa, ary asio fampisehoana iray.
10 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao aloha ny mpanatrika hamaky ny Salamo 63:3-8 sy ny Marka 1:32-39. Diniho avy eo ny fomba azo ampiharana an’ireo andinin-teny ireo eo amin’ny fanompoana.
15 min: “Ezaka Manokana Manomboka Amin’ny 17 Martsa.” Fanontaniana sy valiny. Omeo fanasana iray avy ny mpanatrika, raha efa misy, ary resaho vetivety ilay izy. Rehefa eo amin’ny fehintsoratra 2, dia asio fampisehoana fohy ahitana ny fomba hametrahana an’ilay fanasana. Rehefa eo amin’ny fehintsoratra 3, dia asao ny mpiandraikitra ny fanompoana hilaza ny fomba hamitana ny faritany.
Hira 8 sy Vavaka