Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 12 Martsa
HERINANDRON’NY 12 MARTSA
Hira 40 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 18 § 1-5, efajoro p. 142, 144 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jeremia 5-7 (10 min.)
No. 1: Jeremia 5:15-25 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana no Navelan’Andriamanitra Hifanambady ny Mpianadahy, Fahiny?—rs p. 169 § 4–p. 170 § 1 (5 min.)
No. 3: Ahoana no Iarovan’i Jehovah ny Vahoakany Amin’ny Loza Ara-panahy? (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Hatsarao ny Fahaizanao Mampianatra, Fizarana 2. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 57, feh. 3–p. 58, feh. 3).
10 min: Manaova Foana Sorona Fiderana ho An’Andriamanitra. (Heb. 13:15) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2011 (p. 59, feh. 2-3; p. 71, feh. 1). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
10 min: “Ataovy Hatrany Izao.” Fanontaniana sy valiny. Lazao ny toerana sy ny ora hanaovanareo ny Fahatsiarovana.
Hira 109 sy Vavaka