Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 19 Martsa
HERINANDRON’NY 19 MARTSA
Hira 11 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 18 § 6-11 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jeremia 8-11 (10 min.)
No. 1: Jeremia 10:17–11:5 (4 min. na latsaka)
No. 2: Inona no Hevitry ny Fahatsiarovana?—rs p. 134 § 3–p. 135 § 2 (5 min.)
No. 3: Mifanitsy Amin’inona ny Mofo sy ny Divain’ny Fahatsiarovana?—rs p. 135 § 3-4 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Ampirisiho ny mpanatrika hijery ilay DVD hoe “Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary”, satria hodinihina amin’ny herinandro izy io.
15 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao aloha ny mpanatrika hamaky ny Matio 6:19-34. Diniho avy eo hoe ahoana no azo ampiharana an’ireo andininy ireo eo amin’ny fanompoana.
15 min: “Aza Matahotra Mitory eny An-tsena!” Fanontaniana sy valiny. Manadinadìna mpitory iray efa zatra mitory amin’ny mpivarotra.
Hira 108 sy Vavaka