Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Oktobra
Niasa be ny Biraon’ny Fanorenana Efitrano Fanjakana, tamin’ny taon-dasa. Ireto avy ny efitrano notokanana tamin’ny faramparan’ny taona: Betroka sy Ambovombe Androy ary Ambatotsipihina.
Nazoto nanompo koa isika rehetra ka nahatratra 25 149 ny tampon’isan’ny mpitory, tamin’ny Oktobra 2011. Misaotra betsaka anareo!