Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 16 Aprily
HERINANDRON’NY 16 APRILY
Hira 85 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 19 § 6-11 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jeremia 25-28 (10 min.)
No. 1: Jeremia 27:1-11 (4 min. na latsaka)
No. 2: Inona no Ampianarin’ny Baiboly Momba An’i Maria?—rs p. 334 § 1-6 (5 min.)
No. 3: Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fanajana ny Zokiolona? (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Hatsarao ny Fahaizanao Mampianatra, Fizarana 3. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 59-61.
20 min: “Nampiseho ny Finoany ny Vavolombelon’i Jehovah—Fizarana Voalohany: Niala Tamin’ny Haizina.” Fanontaniana sy valiny. Ampiasao ho teny fampidirana ny fehintsoratra voalohany, ary ampiasao ho teny famaranana ny fehintsoratra farany.
Hira 116 sy Vavaka