Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 16 Jolay
HERINANDRON’NY 16 JOLAY
Hira 101 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 23 § 16-19, efajoro p. 188 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ezekiela 15-17 (10 min.)
No. 1: Ezekiela 16:14-27 (4 min. na latsaka)
No. 2: Inona Ilay Fahamarinana Resahin’i Jesosy ao Amin’ny Jaona 18:37? (5 min.)
No. 3: I Jesosy ve no Namorona ny Fankalazana ny Lamesa?—rs p. 324 § 2–p. 326 § 2 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Natao Hanampiana Antsika ny Sekolin’ny Fanompoana. Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny sekoly miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 6, feh. 1–p. 8). Manadinadìna mpitory iray na roa. Anontanio izy ireo hoe nahoana no nanampy azy teo amin’ny fanompoana ny Sekolin’ny Fanompoana.
20 min: “Ampio ny Hafa mba Hihaino An’Andriamanitra.” Fanontaniana sy valiny. Ataovy fampisehoana ny fomba fanolorana ny iray amin’ireo bokikely, rehefa eo amin’ny fehintsoratra 5. Rehefa vita ny fehintsoratra 6, dia asio fampisehoana telo minitra, ahitana mpitory mampianatra amin’ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra, ary manazava ny sary voalohany eo amin’ny pejy 4.
Hira 120 sy Vavaka