Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 23 Jolay
HERINANDRON’NY 23 JOLAY
Hira 43 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 24 § 1-9, efajoro p. 193 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ezekiela 18-20 (10 min.)
No. 1: Ezekiela 19:1-14 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Ataon’ny Kristianina Manoloana ny Fitondram-panjakana?—rs p. 397 § 1–p. 398 § 1 (5 min.)
No. 3: Inona no Tiana Holazaina ao Amin’ny Matio 21:43? (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Mahaiza Mampiasa Zavatra Hita Maso. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 247-249, feh. 2). Ataovy fampisehoana vetivety ny hevitra iray na roa avy ao amin’ilay boky.
20 min: Mpihaino Vavaka i Jehovah. (Sal. 66:19) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2012 (p. 59, feh. 1-4; p. 183, feh. 2; p. 186, feh. 4; p. 198, feh. 1–p. 199, feh. 1). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
Hira 56 sy Vavaka