Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 15 Oktobra
HERINANDRON’NY 15 OKTOBRA
Hira 101 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 28 § 1-7 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Daniela 10-12 (10 min.)
No. 1: Daniela 11:15-27 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana ny Kristianina no Tsy Mamaly Faty?—Rom. 12:18-21 (5 min.)
No. 3: Miparitaka any Amin’ireo Fivavahana Samihafa Mihambo ho Kristianina ve ny Tena Mpanompon’Andriamanitra?—rs p. 179 § 1-3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Raha Misy Milaza hoe ‘Tsy Mahaliana Ahy Izany.’ Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Fandresen-dahatra. (p. 15, feh. 5–p. 17, feh. 9) Diniho ny soso-kevitra sasany ao sy ny fomba famaliana hafa izay nahomby teo amin’ny faritaninareo. Ataovy fampisehoana ny soso-kevitra roa.
20 min: “Ampiasao Hitoriana ny Vaovao Tsara ny Taratasy Mivalona.” Fanontaniana sy valiny. Rehefa eo amin’ny fehintsoratra faha-5, dia resaho vetivety ireo taratasy mivalona hatolotra amin’ny Novambra, ary asio fampisehoana iray. Rehefa eo amin’ny fehintsoratra faha-7, dia ataovy fampisehoana ny fanolorana taratasy mivalona rehefa mitory tsy ara-potoana.
Hira 97 sy Vavaka