Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 10 Desambra
HERINANDRON’NY 10 DESAMBRA
Hira 32 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jr toko 2 § 14-19, efajoro p. 25 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Zefania 1–Hagay 2 (10 min.)
No. 1: Hagay 1:1-13 (4 min. na latsaka)
No. 2: Avy Amin’iza ny Filozofia?—rs p. 220 § 1-3 (5 min.)
No. 3: Hahafantatra Bebe Kokoa An’i Jehovah Isika Raha Manana ny Sain’i Kristy—Mat.11:27 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
15 min: Sekolin’ny Fanompoana Amin’ny Taona 2013. Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny sekoly. Miresaha zavatra vitsivitsy tokony hampiharin’ny fiangonanareo avy ao amin’ilay toromarika amin’ny Sekolin’ny Fanompoana 2013. Ampirisiho ny rehetra hazoto hanao ny anjarany, hanome valin-teny amin’ny hevitra misongadina ao amin’ny Baiboly, ary hampihatra izay soso-kevitra homena isan-kerinandro avy ao amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana.
15 min: “Mihavàna Amin’ny Olona Rehetra.” Fanontaniana sy valiny. Asio fampisehoana fohy roa. Voalohany: Mpitory tsy mahay mamaly rehefa tezitra ny olona itoriany. Faharoa: mpitory mahalala ny tokony hatao rehefa sendra olona tezitra.
Hira 39 sy Vavaka