Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 18 Febroary
HERINANDRON’NY 18 FEBROARY
Hira 52 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jr toko 5 § 13-18 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Marka 1-4 (10 min.)
No. 1: Marka 2:18–3:6 (4 min. na latsaka)
No. 2: Miorina Amin’inona ny Fampianarana Momba ny Afofandiovana? —rs p. 34 § 1–p. 35 § 3 (5 min.)
No. 3: Inona no Dikan’ilay Torohevitr’i Paoly ao Amin’ny 1 Korintianina 7:29-31? (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
15 min: Torio ny Teny na Amin’ny Sarotra Aza. (2 Tim. 4:2) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2012 (p. 72, feh. 1-2; p. 110; p. 156, feh. 1–p. 157, feh. 1; p. 179, feh. 2). Anontanio ny mpanatrika hoe inona no lesona noraisiny.
15 min: “Hizara Fanasana Isika Manomboka Amin’ny 1 Martsa.” Fanontaniana sy valiny. Izarao fanasana ny mpanatrika tsirairay, ary iaraho midinika ny ao anatiny. Rehefa eo amin’ny fehintsoratra 2, dia anontanio ny mpiandraikitra ny fanompoana hoe inona no hataon’ny fiangonana mba hamitana faritany faran’izay betsaka. Asio fampisehoana rehefa eo amin’ny fehintsoratra 3 hoe ahoana no azo anolorana ilay fanasana. Ampiasao ilay soso-kevitra eo amin’ny pejy 4.
Hira 8 sy Vavaka