FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/13 p. 7
  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 3/13 p. 7

Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Faly izahay milaza aminareo fa Efitrano Fanjakana vaovao 13 no voaorina tamin’ny taom-panompoana 2012, ary azo anaovana fivoriambe ny roa amin’ireo. Efa 200 izao ny Efitrano Fanjakana vaovao vita.

Nahatratra 26 661 koa ny isan’ny mpitory tamin’ny Septambra 2012, satria nazoto nanompo isika rehetra. Misaotra amin’ny asa mafy nataonareo!

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara