Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 30 Septambra
HERINANDRON’NY 30 SEPTAMBRA
Hira 99 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jr toko 14 § 20-25 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Galatianina 1-6 (10 min.)
No. 1: Galatianina 1:18–2:10 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana no Misy Fivavahana Maro Be?—rs p. 250 § 5–p. 251 § 4 (5 min.)
No. 3: Nahoana i Jehovah no Mendrika Hivavahana?—Apok. 4:11 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: “Asao Hiara-manompo Aminao Izy Ireo.” Lahateny misy fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana avy eo hoe ahoana no azo anombohana fampianarana Baiboly ny asabotsy voalohany amin’ny volana Oktobra.
10 min: Fomba Fitoriana ny Vaovao Tsara: Fitoriana Amin’ny Olona Amin’ny Fiteny Rehetra. Lahateny miorina amin’ny boky Voalamina (p. 104, feh. 2–p. 105, feh. 3). Asio fampisehoana iray.
10 min: Aza Manahy Mihitsy. (Mat. 6:31-33) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2013 (p. 138, feh. 3–p. 139, feh. 2). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
Hira 40 sy Vavaka