Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 3 Martsa
HERINANDRON’NY 3 MARTSA
Hira 112 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 3 § 19-21, efajoro p. 34 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Genesisy 36-39 (10 min.)
No. 1: Genesisy 37:1-17 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana Ireo Hatsangana Amin’ny Maty no Tsy Homelohina Noho Izay Nataony Taloha?—rs p. 244 § 4 (5 min.)
No. 3: Nitranga ny Fivadiham-pinoana Lehibe—jv p. 33-36 § 3 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Martsa. Lahateny misy fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana aloha ny fanolorana an’ireo gazety, ka ampiasao ny fomba fitory modely eto amin’ity pejy ity. Iaraho midinika hatramin’ny farany avy eo ireo fomba fitory modely. Eo am-pamaranana, dia asao ny mpanatrika hilaza hoe ahoana no azo anolorana an’ireo gazety miaraka amin’ny taratasy fanasana amin’ny Fahatsiarovana, amin’ny faran’ny herinandro roa farany amin’ny volana.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ahoana no Nampiharantsika Azy? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza ny soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra tao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Raiso An-tsoratra Izay Liana.” Asao izy ireo avy eo hitantara zavatra mampahery mifandray amin’izany.
Hira 95 sy Vavaka