Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 17 Martsa
HERINANDRON’NY 17 MARTSA
Hira 113 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 4 § 10-18 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Genesisy 43-46 (10 min.)
No. 1: Genesisy 44:18-34 (4 min. na latsaka)
No. 2: Iza avy no Hatsangana eto An-tany?—rs p. 246 § 1-5 (5 min.)
No. 3: Fikarohana ny Fahamarinana—jv p. 42-45 § 4 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
15 min: Mahaiza Mandanjalanja Rehefa Mitory. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 197, feh. 1–p. 199, feh. 4). Asio fampisehoana ahitana mpitory tsy mahay mandanjalanja, rehefa mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. Avereno ilay fampisehoana avy eo, saingy mahay mandanjalanja ilay mpitory rehefa mamaly an’ilay fanoherana.
15 min: “Hanararaotra Haneho ny Fankasitrahanao ve Ianao Amin’ny Fahatsiarovana?” Fanontaniana sy valiny. Asao ny mpanatrika hilaza an’izay kasain’izy ireo hatao mba hanaovana ny famakiana Baiboly amin’ny Fahatsiarovana. Lazao ny fandaharana rehetra hataon’ny fiangonanareo mifandray amin’ny Fahatsiarovana.
Hira 8 sy Vavaka