Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Andro iray toa zato ny 3 Novambra 2013 ho an’ireo mpianatra 24 tamin’ny kilasy faharoa amin’ny SMK. Nisy tamin’izy ireo voatendry ho mpisava lalana manokana tsy maharitra ary misy faritany roa vao hosokafan’izy ireo. Mirary ny fitahian’i Jehovah ho azy rehetra isika.