Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 24 Martsa
HERINANDRON’NY 24 MARTSA
Hira 104 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 4 § 19-23, efajoro p. 45 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Genesisy 47-50 (10 min.)
No. 1: Genesisy 48:17–49:7 (4 min. na latsaka)
No. 2: Haharitra An-taonany Maro Ireo Fisehoan-javatra Mifandray Amin’ny Fanatrehan’i Kristy—rs p. 264 § 3–p. 265 § 1 (5 min.)
No. 3: Fanambarana ny Fiverenan’ny Tompo—jv p. 46 § 1–p. 51 § 3 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Tahafo i Nehemia. Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza hoe nahoana no manampy antsika mpitory ny manahaka an’i Nehemia.
10 min: Mahaiza Mampiasa Fanontaniana Rehefa Mampianatra, Fizarana 1. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 236-237, feh. 2). Ataovy fampisehoana vetivety ny hevitra iray, fara fahakeliny.
10 min: Ny Sofin’i Jehovah Mihaino ny Fitalahoan’ny Olo-marina. (1 Pet. 3:12) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2013 (p. 66, feh. 1-3; p. 104-105). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
Hira 6 sy Vavaka