Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 31 Martsa
HERINANDRON’NY 31 MARTSA
Hira 105 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 5 § 1-8 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Eksodosy 1-6 (10 min.)
No. 1: Eksodosy 2:1-14 (4 min. na latsaka)
No. 2: Tsy Hita Maso ny Fiverenan’i Kristy—rs p. 265 § 2-4 (5 min.)
No. 3: Niala Tamin’i Babylona ary Nahazo Fampaherezana Ara-panahy—jv p. 51 § 4–p. 55 § 4 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: “Ampiasao Tsara Ireo Gazety Tranainy.” Lahateny misy fiaraha-midinika. Ampahafantaro ny fiangonana ireo gazety tranainy ao amin’ny tahiry ka azo entina eny amin’ny fanompoana. Asao ny mpanatrika hitantara izay hitany tamin’izy ireo nampiasa gazety tranainy. Eo am-pamaranana dia asao ny mpiandraikitra ny fanompoana hiresaka ny fandrosoan’ny fizarana fanasana amin’ny Fahatsiarovana.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hamaky ny Matio 28:20 sy ny 2 Timoty 4:17. Diniho avy eo ny fomba azo ampiharana an’ireo fitantarana ireo eo amin’ny fanompoana.
Hira 135 sy Vavaka