Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 7 Jolay
HERINANDRON’NY 7 JOLAY
Hira 99 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 9 § 21-24, efajoro p. 96 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Levitikosy 17-20 (10 min.)
No. 1: Levitikosy 19:19-32 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana Ireo Kristianina Voahosotra no Tsy Afaka Amin’ny Ota na dia Masina Aza?—rs p. 356 § 2 (5 min.)
No. 3: Tsy Mitsahatra Mandroso Haingana ny Tenin’i Jehovah—jv p. 108–p. 112 § 4 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Jolay. Lahateny misy fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana aloha ny fanolorana an’ireo gazety, ka ampiasao ny fomba fitory modely eto amin’ity pejy ity. Iaraho midinika hatramin’ny farany avy eo ireo fomba fitory modely. Eo am-pamaranana, dia ampirisiho ny rehetra mba hamaky tsara an’ireo gazety sy hazoto hizara azy ireo.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Inona no Zava-bitantsika? Lahateny misy fiaraha-midinika ataon’ny mpitan-tsoratra. Resaho ny zava-bita tamin’ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana, ary derao ny fiangonana noho ny ezaka nataony. Asao ny mpanatrika hitantara izay nahafinaritra azy rehefa nizara ny taratasy fanasana hanatrika Fahatsiarovana, na rehefa nanao mpisava lalana mpanampy.
Hira 123 sy Vavaka