Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 8 Desambra
HERINANDRON’NY 8 DESAMBRA
Hira 6 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 17 § 1-8 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Josoa 1-5 (10 min.)
No. 1: Josoa 1:1-18 (4 min. na latsaka)
No. 2: Inona no Atao hoe Fanahy Masina?—rs p. 159 § 1–p. 160 § 1 (5 min.)
No. 3: Ireo Fivoarana Nitranga teo Anivon’ny Fandaminana—jv p. 204-209 § 1 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: Zarao ny “zavatra tsara” avy amin’ny tahiry tsara nomena antsika.—Mat. 12:35a.
10 min: Ireo “Zavatra Tsara” Amin’ity Volana Ity. Lahateny. Asongadino ilay foto-kevitra ho an’ny volana. (Mat. 12:35a) Nanome antsika harena ara-panahy ilay olona nampianatra Baiboly antsika. (Jereo Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily 2002, pejy 16, fehintsoratra 5-7.) Tokony hizara “zavatra tsara” amin’ny hafa koa isika. (Gal. 6:6) Resaho ny “zavatra tsara” hodinihina amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana amin’ity volana ity, mba tsy ho andrin’ny mpanatrika ny fivoriana manaraka. Hampiana hahay hampianatra kokoa isika ary hianatra hira vaovao.
20 min: “Hatsarao ny Fanompoanao: Atoroy ny Olona ny Fomba Fianarana Baiboly.” Lahateny misy fiaraha-midinika. Asio fampisehoana: Mpitory mahay iray na mpisava lalana mampiseho ny fomba fianarana Baiboly amin’ny boky Ampianarina.
Hira 96 sy Vavaka