FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/15 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
km 6/15 p. 4

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na ny taratasy mivalona: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina?, ary Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly. Jolay sy Aogositra: Mihainoa An’Andriamanitra, na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, na Vaovao Tsara Natao ho Anao! Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly rehefa mitsidika ny olona liana. Septambra: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!

◼ Rehefa mamerina tatitra ny mpitory, dia tokony hosoratany eo amin’ilay tsanganana ho an’ny bokikely sy taratasy mivalona ny isan’ny taratasy mivalona sy fanasana napetrany nandritra ny volana, na dia ireo nataony teo am-baravaran’ny olona tsy tratra an-trano aza. Tokony hotsidihina foana izay olona liana, na dia taratasy mivalona aza no noraisiny.

◼ Ny boky Tahafo ny Finoan’izy Ireo indray no hampiasaina amin’ny Fianarana Baiboly, manomboka amin’ny herinandron’ny 19 Oktobra 2015. Tokony hanafatra dieny izao ireo fiangonana mila boky fanampiny. Ireo mampiasa fitaovana elektronika kosa afaka maka an’io boky io ao amin’ny jw.org.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara