Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 6 Jolay
HERINANDRON’NY 6 JOLAY
Hira 80 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 27 § 1-9 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Mpanjaka 7-8 (8 min.)
No. 1: 1 Mpanjaka 8:27-34 (3 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Anohanana Ara-bola ny Asan’ilay Fanjakana?—jv p. 340 § 1–p. 343 § 4 (5 min.)
No. 3: Inona no Atao mba Tsy Hanahy Be Loatra?—igw p. 24 § 1-3 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: “Tsarovy ny andro fahiny.”—Deot. 32:7.
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Jolay. Fiaraha-midinika. Fampisehoana: Mpitory mampiasa an’ireo fomba fitory modely roa, mba hanolorana an’ireo gazety. Iaraho midinika hatramin’ny farany avy eo ireo fomba fitory ireo.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ahoana no Nampiharantsika Azy? Fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza ny soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra tao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Ampiasao ny Bokikely Vaovao Tsara mba Hanombohana Fampianarana eo Am-baravarana.” Asao izy ireo hitantara zavatra mampahery mifandray amin’izany.
Hira 67 sy Vavaka