Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 5 Oktobra
HERINANDRON’NY 5 OKTOBRA
Hira 13 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 31 § 13-20 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Tantara 1-4 (8 min.)
No. 1: 1 Tantara 1:28-42 (3 min. na latsaka)
No. 2: Nandroso ny Asa na teo aza ny Zava-tsarotra Vokatry ny Ady—jv p. 455 § 2–p. 461 § 2; azo resahina ny famintinana, p. 461 (5 min.)
No. 3: Iza no “Antikristy”?—Fanazavana Teny, bi12 p. 1901; w06 1/12 p. 4-5 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: ‘Torio amin’ny fomba feno ny vaovao tsara.’—Asa. 20:24.
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Oktobra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana aloha ny fanolorana an’ireo gazety, ka ampiasao ireo fomba fitory modely roa. Iaraho midinika hatramin’ny farany avy eo ireo fomba fitory modely.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ahoana no Nampiharantsika Azy? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza ny soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra ao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Mitoria eny Amin’ny Faritany Be Toeram-piasana.” Asao izy ireo avy eo hitantara zavatra mampahery mifandray amin’izany.
Hira 98 sy Vavaka