Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 9 Novambra
HERINANDRON’NY 9 NOVAMBRA
Hira 48 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
ia toko 2 § 1-12 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Tantara 21-25 (8 min.)
No. 1: 1 Tantara 23:1-11 (3 min. na latsaka)
No. 2: Niely Eran’i Afrika ny Fahamarinana—jv p. 474 § 4–p. 481 § 1 (5 min.)
No. 3: Inona Marina ny Hara-magedona? —Fanazavana Teny, bi12 p. 1903; w12 1/2 p. 6 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: “Izaho Namboly, i Apolosy Nanondraka, fa Andriamanitra Kosa no Tsy Nitsahatra Nampitombo.”—(1 Kor. 3:6)
10 min: “Izaho Namboly, i Apolosy Nanondraka, fa Andriamanitra Kosa no Tsy Nitsahatra Nampitombo.” Lahateny manazava ny foto-kevitra ho an’ny volana. —(1 Kor. 3:6) Raha ampy ny fotoana dia miresaha hevitra avy ao amin’ny Tilikambo Fiambenana (w93 1/3 p. 20-23). Resaho vetivety ny anjara sasany amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana mandritra ny volana, sy ny ifandraisany amin’ny foto-kevitra ho an’ny volana.
20 min: “Hatsarao ny Fanompoanao: Mahaiza Manolotra ny Boky Ampianarina.” Lahateny misy fiaraha-midinika. Asio fampisehoana roa: Voalohany, mampihatra soso-kevitra ao amin’ilay lahatsoratra ilay mpitory. Faharoa, mampiasa ny fomba fitoriny manokana hitany hoe nandaitra izy.
Hira 111 sy Vavaka