FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Febroary p. 6
  • 27 Febroary–5 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 27 Febroary–5 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Febroary p. 6

27 Febroary–5 Martsa

ISAIA 63-66

  • Hira 19 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tena Hahafaly Antsika ny Lanitra Vaovao sy Tany Vaovao”: (10 min.)

    • Is 65:17: ‘Tsy hotsarovana intsony ny zavatra taloha’ (ip-02 383 § 23)

    • Is 65:18, 19: Ho faly be isika (ip-2 384 § 25)

    • Is 65:21-23: Ho afa-po amin’ny fiainana isika sady tsy hanana ahiahy (w12 15/9 9 § 4-5)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 63:5: Inona no dikan’ny hoe manampy an’Andriamanitra ny fahavinirany? (w07 15/1 11 § 5)

    • Is 64:8: Ahoana no ampiharan’i Jehovah ny fahefany rehefa mamolavola antsika izy? (w13 15/6 25 § 3-5)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 63:1-10

FAMPIOFANANA AMINNY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ef 5:33: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) 1Ti 5:8; Tit 2:4, 5: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) Is 66:23; w06 1/11 30-31 § 14-17: Foto-kevitra: Ho Anisan’ny Fanompoantsika Foana ny Fivoriana

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 129

  • “Mifalia Amin’ny Fanantenanao” (Is 65:17, 18; Ro 12:12): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mifalia Amin’ilay Fanantenana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 9 § 1-9 sy ny tabilao “Isan’ny Mpitory”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 95 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara