FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Febroary p. 7
  • Tena Hahafaly Antsika ny Lanitra Vaovao sy Tany Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tena Hahafaly Antsika ny Lanitra Vaovao sy Tany Vaovao
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mitovitovy Aminy
  • “Tsy Hotsarovana Intsony ny Zavatra Taloha”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • “Ataoko Vaovao ny Zava-drehetra”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Ilay Tontolo Vaovao Ampanantenain’andriamanitra
    Miambena Hatrany!
  • Ny fomba nanombohan’ny “lanitra vaovao sy tany vaovao”
    Ny Fomba Hahavelomanao ao Amin’ny Tany Vaovao Iray
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Febroary p. 7
Kristy Mpanjakan’​ny Fanjakan’​Andriamanitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ISAIA 63-66

Tena Hahafaly Antsika ny Lanitra Vaovao sy Tany Vaovao

Azo antoka fa ho tanteraka ilay fampanantenan’i Jehovah ao amin’ny Isaia toko 65.

Mamorona lanitra vaovao sy tany vaovao i Jehovah, ka tsy tsaroana intsony ny zavatra taloha

65:17

Inona ilay lanitra vaovao?

  • Fitondram-panjakana vaovao, izay hampanjaka ny fahamarinana eto an-tany

  • Niorina tamin’ny 1914 izy io, rehefa lasa Mpanjakan’ny Fanjakan’Andriamanitra i Kristy

Inona ilay tany vaovao?

  • Vahoaka avy amin’ny firenena sy foko ary fiteny rehetra, izay manaiky hofehezin’ilay fitondram-panjakana vaovao any an-danitra

Nahoana no hoe tsy hotsarovana intsony ny zavatra taloha?

  • Tsy hijaly intsony isika satria hofoanana ny faharatsiana sy fijaliana rehetra

  • Hahafinaritra be ny fiainantsika, ka zavatra mahafinaritra foana no hotsaroantsika isan’andro

    Lehilahy nitaingina seza misy kodiarana lasa afaka mandeha, ankizivavikely mamihina leopara, fianakaviana mioty voankazo, olona tafahaona rehefa mitsangana ny maty
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara